| Entrée | 1 sisivala |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [Taimoro]
[1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|