|
|
|
|

Teny iditra1 sinta
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pain in every part of the body arising from over-fatigue [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue [1.3]
6 douleur ressentie par suite d'une fatigue [1.54]
Ohatra  7 Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  13 Fahasalamana

Fivaditsoratra  14 antsy, 15 sinta, 16 Sitnà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19