|
|
|
|

Teny iditra1  sinovoka
Fototeny  2 sovoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu’on a attaqué à l’improviste [1.3#637]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasovoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08