|
|
|
|

Teny iditra1  sinovoka
Fototeny  2 sovoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina:
5 Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on a attaqué à l’improviste [1.3#637]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voasovoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17