| Entrée | 1 sinibe |
| Mots élémentaires | 2 siny, 3 be |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [1.1] |
| Explications en français |
6 citerne [1.13] |
| Exemples |
7 sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany.
[2.472]
8 sinibe tsy mahatan-drano izany va no asany? [2.131] |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|