Entrée | singotry ny aina (singotra, aina) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] | |
Analogues | menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ vahatry ny aina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |