|
|
|
|

Teny iditra1  sinempotra
Fototeny  2 sempotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 voasempotra, semporina: Sinempotry ny setroka ity zaza ity. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu’on a rendu essoufflé, suffoqué, qu’oïi a plongé dans un grand embarras. [1.3#597]
Tovy hevitra  6 voasempotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12