| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 silantsilana | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Pilaka sy maimay, jefijefy, mitrafantrafana: Mahasosotra ahy ny toetran' ilay zazavavy silantsilana iny. [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 pétillant, espiègle, folâtre, éveillé, fringant, lascif [1.3] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |