|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  silaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 potika, sombina, vaky, tapaka
4 triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
5 menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]

Teny iditra (2/3)6  silaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
9 Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
10 sombiny [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 a splinter, a small piece split off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
Ohatra  13  Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245#]
14  Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)36  silaka
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
Voambolana  39  Matematika
Kamban-teny rehetra  40  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  41 lakasy, 42 Lakisa, 43 salaky, 44 salika, 45 sikala, silaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09