|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisilaka
Fototeny  2 silaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fomban' ny zavatra misilaka, mielaka, misy ahafahana kely. [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fisilaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fofy. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  8 fisalika, 9 fisilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12