| Entrée (Teny iditra) |
 |
sihanaka > Sihanaka
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin' ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo
ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano
Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka
[Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | |
The name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. [Richardson 1885]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
Population de l'intérieur de l' [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
|
| Vocabulaire (Voambolana) | |
| Voyez (Jereo) | |
|