|
|
|
|

Teny iditra1 sifotr' omby
Singan-teny  2sifotra, 3omby
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fandraisana ny tandrok' omby amim-pahakingana ka misavily ary mikainkona eny mova tsy ny akoran-tsifotra [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  6 Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  7 sifotr' omby, 8 sofimbitro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12