|
|
|
|

Entrée1  siansa
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana
Explications en anglais  5  [1.7] science
Explications en français  6  [1.8] la science
Exemples  7  [2.285#] Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo.
8  [2.332#] Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy.
9  [2.472] Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa.
Autres orthographes  10  siansy

Anagrammes  11  asasin, asisan, isasan, nasasy, nasisa, nisasa, sanasy, sasany, sasina, siansa, sinasa, sisana

Mis à jour le 2025/08/10