Entrée | 1 sesi-kidoro |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 sesika, kidoro |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |