|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sesi-kena |
| Singan-teny | 2 sesika, 3 hena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hena voatoto aiditra na asisika ao anaty tsinain-kena nesorina ny tao anatiny.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|