|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Explications en anglais  4  a cold in the head [1.7]
Explications en français  5  rhume [1.54]
6  rhume de cerveau [1.8]
Exemples  7  Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#]
8  Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Santé
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot sery

Entrée (2/2)14  sery
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  mpandihy [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  17 resy, 18 sery

Mis à jour le 2025/09/19