| Entrée | 1 sento |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a sigh, a sob [1.7] |
| Explications en français |
5 soupir, sanglot [1.8] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|