|
|
|
|

Entrée1  sekoly
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay
Explications en anglais  7  [1.7] a school
Explications en français  8  [1.8] école
Exemples  9  [2.470] Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany.
10  [2.472] Noroahina tao amin' ny sekoly aho.
11  [2.356] Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly;
Vocabulaire  12  Education
Autres orthographes  13  sokolo

Anagrammes  14  sekoly, siloke, solike

Mis à jour le 2025/08/10