|
|
|
|

Teny iditra1 scoparia    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Henonia scoparia  4famafa, 5firoakosy, 6fofotsy, 7kafafa, 8kifafa, 9kifafahy, 10kifafalahy, 11kifafambohitra, 12sahondro, 13tsiavaramonina, 14tsibolo, 15tsimahatohantena, 16tsobolo
Mundulea scoparia  17sofasofa
Scoparia dulcis  18famafa, 19famafampanavy, 20famafampaniry, 21famafasambo, 22famafatsambo, 23hazomamosarikasy, 24jamalanjirika, 25tsianjiajia, 26tsijiajia, 27tsinjiajia

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28