Entrée savaranonando
Partie du discours nom
Explications en malgache Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62]
Explications en anglais Preamble [3.1]
Explications en français Préambule [1.13]
Exemples ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary. [4.27]

Mis à jour le 2021/11/21