Entrée | 1 savana |
Radical | 2 sava |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be cleared; to be closely inspected [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8] |
Exemples |
7 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 savana, 13 vasaña |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |