|
|
|
|

Teny iditra1 sasaho
Fototeny  2sasaka
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sasahina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [1.3]
Ohatra  6 Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy [1.1]
7 Sasaho tsara ity kisoa ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12