Entrée sari-monina
Mots élémentaires sary ; monina
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray [1.1]
Exemples Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. [2.508]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/07