|
|
|
|

Teny iditra1 sareraka
Fototeny  2reraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19