|
|
|
|

Teny iditra1  saraka andro
Singan-teny  2 saraka, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak' omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12