|
|
|
|

Teny iditra1  saonjondrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de saonjo et rano : eau). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Nom plus spécialement donné aux variétés anciennes, à goût très âcre, souvent devenues subspontanées. Les mpisikidy les appellent aussi saonjon-javatra (de zavatra : ici dans le sens d'esprits des morts) ou saonjom-bazimba parce que , disent-ils, c'étaient les vazimba, anciens habitants du pays vivant encore en clans semi-nomades, qui consommaient ces plantes à demi-sauvages. Cette tradition confirme la grande ancienneté de l'introduction.. [Merina] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  6 saonjorano
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09