|
|
|
|

Teny iditra1  sandam-bola
Singan-teny  2 sanda, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vidy na lanjan' ny vola: Nitombo hatrany ny sandan' ny dollar tato ho ato. [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11