| Entrée | 1 sampanteny |
| Mots élémentaires | 2 sampana, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1] |
| Explications en français |
6 mots dérivés (grammaire) [1.5] |
| Vocabulaire | 7 Linguistique |
| Anagrammes | 8 mpiantsena, 9 sampanteny |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|