|
|
|
|

Teny iditra1  salakaina
Fototeny  2 salaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana salaka: Salakao ilay kely fa hiady (ankamantatra enti-milaza ny fanjaitra, izay tsofohana kofehy, dia entina manjaitra). [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 alakasina, 11 isalakàna, 12 sakainala, 13 salakaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02