Entrée sahona
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1]
Explications en anglais A frog [1.7]
Explications en français Grenouille [1.3, 1.8]
Exemples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : sahona, sahoko, sahonao, sahony, sahontsika, sahonay, sahonareo, sahon', sahon-, sahom-, saho-
Préfixée : -tsahona, -tsahoko, -tsahonao, -tsahony, -tsahontsika, -tsahonay, -tsahonareo, -tsahon', -tsahon-, -tsahom-, -tsaho-
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes sahombora, sahomborera, sahondoroka
Proverbes 
Articles 

Entrée sahona
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/24