Entrée |
morona
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | the border, the brink, the edge [Hallanger 1973]
|
Traduction française | le bord [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [Rajaonarivelo: Bina, page 13]
|
Citations |
Toponymie |
|
|