|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sady ... no |
| Singan-teny | 2 sady, 3 no |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ary koa: Sady tsara no mafy ity hazo ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 and also, besides;
7 sady tsara no hendry (both good and wise) ~ 8 mpiasa tsara sady mahatoky (a worker [who is] both able and dependable) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 aussi ... que, en même temps que:
10 Ity trano ity dia sady tsara no mafy (Cette maison est aussi belle que solide) ~ 11 Sady mihomehy izy no mitomany (Il rit en même temps qu'il pleure) [1.12] 12 et, et aussi, d'ailleurs: sady tsara no hendry (bon et sage) ~ 13 mpiasa tsara sady mahatoky (employé bon et fidèle) [1.8] |
| Ohatra |
14 Sady|no nihinana Sady|no velon-kira Sady|nony Sady|nozaraina ny mofo.
[2.470]
15 Sady|no mibaiko izy, Sady|no maSady|nontany, Sady|no maSady|nompa, ka i Lidy mifihifihy Sady|no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy [2.470] |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 andosy, 18 diñaso, 19 disaño, disano, 20 Disona, 21 ondasy, sady ... no, 22 saondy, 23 Sidona, 24 sodina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|