|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sadasada |
| Fototeny | 2 sada |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 speckled, of mixed color
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 moucheté
[1.3] 6 tacheté, bariolé [1.8] |
| Ohatra |
7 Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza?
[2.996]
8 Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana sadasada novimbinin'ny fanjana-hantany. [2.503#46] |
| Tovy hevitra | 9 sada |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|