| Entrée | 1 sabodika | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |