| Entrée | 1 ron-doha | 
| Mots élémentaires | 2 loha | 
| Partie du discours | 3 locution | 
| Explications en malgache | 4   fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao [1.1] | 
| Exemples | 5   Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha.
[2.445#] 6 Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27#] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |