|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rohy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tady, kofehy
[Sihanaka]
[1.78] 4 Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra 5 Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a cord used for binding
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 attache, lien
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.
[2.643]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 25 rohy |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 omby voafatotra mba hoterena
[Taisaka]
[1.78] 28 Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Tsimihety] [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 29 ROHY |
| Sokajin-teny | 30 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana
[3.1] |
| Fivaditsoratra | 32 Hori, 33 Hory, hory, rohy, ROHY |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|