| Entrée | 1 fandrohy |
| Radical | 2 rohy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony [1.1] |
| Anagrammes | 5 fandriho, 6 fandrohy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|