|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rofy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 faty, fahoriana [Sihanaka]
[1.78] 4 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 illness, ill health [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 maladie, malaise [1.54] 7 maladie chronique, mauvaise santé [1.8] |
| Ohatra |
8 amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao!
[2.470#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 firo, 15 fory, 16 rofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|