|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 farofy |
| Fototeny | 2 rofy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mararirary matetika, tsy salama fa manana aretina, farary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Mod. s. from marofy (rofy).] A sickly person, a valetudinarian, a confirmed invalid.
[1.2] 6 chronically invalid [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 maladif
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 9 farary |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | farofy, 11 fifora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|