|
|
|
|

Teny iditra1  rodahina
Fototeny  2 rodaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray aman-dreniny ka vetivety foana dia nahantra izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on prodigue. [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ahandroy, 11 ahidrano, 12 andarohy, 13 andrahoy, 14 andraiho, 15 androahy, 16 hadi-rano, 17 hodirana, 18 rodahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11