|
|
|
|

Teny iditra1  roa sosona
Singan-teny  2 roa, 3 sosona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 roa mikambana, na mitambatra [1.1]
Ohatra  6  roa sosona ny soa mety ho azonareo. [2.332]
7  Adidy roa sosona no handehanako, na dia izaho irery aza! [2.270]

Fivaditsoratra  roa sosona, 8 sosoarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12