|
|
|
|

Teny iditra 1  roaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena
21 Fampialana handeha
22 Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a driving away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 action de chasser, de pousser devant soi [1.8]

Fivaditsoratra  25 akaro, 26 akora, 27 karao, 28 koara, 29 oraka, 30 raoka, roaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20