|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandroahana |
| Fototeny | 2 roaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika.
5 Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of driving out or away.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action d'expulser.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 fahandroana, 9 fandarohana, 10 fandrahoana, 11 fandroahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|