| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ririnin-dasa tsy tsaroana | 
| Singan-teny | 2ririnina, 3lasa, 4tsy, 5tsaroana | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |