|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ripaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
4 Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 destroyed in large numbers
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 couché ou exterminé en masse
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 lany ripaka |
| Fivaditsoratra | 23 paraky, 24 pikara, ripaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|