|
|
|
|

Teny iditra1  fandripahana
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanjerana, famelezana ny betsaka, fandringanana, fandevonana, fandaniana tanteraka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12