|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rezatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fantsika lehibe
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 un grand clou
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 rezatra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 éructation, rot
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Haiaina |
| Fikambanana | 28 manao laza rezatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|