|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  retaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikorotsahana na fikoavana sy firodanana; fiboretahana amin'ny tany tsy afa-miarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de s'ébouler, de s'écrouler,
5 de tomber sur soi-même, comme un mur, un toit qui s'affaisse;
6 action de s'asseoir, de se coucher, comme un voyageur fatigué [1.3#529]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)24  retaka
Sokajin-teny  25  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26 Ry ireto a! (fitenin'ny samy vehivavy): Mangina, retaka
27 (raha lehilahy kosa no mampiasa azy) Re: Nahoana retaka no dia manao ankasomparana? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 terme explétif employé par les femmes, de supérieure à inférieure, ou de femme à homme, et qui
29 indique souvent le mépris: Mangina, retaka (tais-toi)
30 Ce mot peut être employé aussi par les hommes dans le sens de "re", donc:
31 Nahoana retaka no dia mahantra tahaka izao aho! (Pourquoi donc suis-je aussi malheureux!) [1.3#528]

Fivaditsoratra  32 atrake, 33 atreka, 34 etraka, 35 karate, 36 raketa, retaka, 37 teraka, 38 treaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17