|
|
|
|

Teny iditra1  resy tohika
Singan-teny  2 resy, 3 tohika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 resy lahatra; tsy ahitan-teny intsony amin' ny adihevitra fa sendra ny marina na ny olona madi-doha nifanoherana [1.1]

Fivaditsoratra  6 heritosika, resy tohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12