|
|
|
|

Teny iditra1  tohika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany:
4 Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1]
Ohatra  5  Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  17  bohihy, 18  botraika, 19  didoha, 20  fihenahena, 21  fikiry, 22  fikiribibiana, 23  fikitrohana, 24  fikitroka, 25  fitokozihitra, 26  hamafyhatoka, 27  hamafysofina
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 hitoka, 31 hotika, 32 kihota, 33 tohaky, tohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17